INONA MOA NY BAIBOLY??
MALAGASY
Ny Baiboly dia tenin'Andriamanitra. Marina ny voalazany ary natao ho an'ny Kristianina entina miatrika ny fiainana. Ny Baiboly dia misy Boky 66, izay voatsinjara ao amin'ny Testementa Taloha sy ny Testamenta Vaovao (na vaovao mahafaly. Nifarombonan'ny mpanoratra be dia be ny namorona azy 1900 talohan'i Jesosy Kristy ka hatramin'ny taon-jato voalohany tao anatin'ny VANIM-POTOANAN'NY KRISTIANINA fa tsy nisy faminaniana avy tamin'ny sitrapon'ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin'Andriamanitra no nitenenan'ny olona araka izay nitondran'ny Fanahy Masina azy.(II Petera 1:21
ALLEMAND
Was ist die Bibel?
Die Bibel ist das Wort Gottes. Alles was Gott sagt ist wahr und hilft den Christen alle Schwierigkeiten in ihrem Leben zu überwinden. Die Bibel enthält 66 Einheiten, die in dem alten und neuen Testament gegliedert wurden. 1900 v. Chr. bis zum 1. Jh. des Christianismus wurde die Bibel von vielen Schriftstellern hergestellt. " fa tsy nisy faminaniana avy tamin'ny sitrapon'ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin'Andriamanitra no nitenenan'ny olona araka izay nitondran'ny Fanahy Masina azy."(II Petera 1:21)
FRANCAIS
Qu'est-ce que la Bible?
La Bible est la Parole de Dieu. Tout ce que Dieu dit est vrai et aide les chrétiens à surmonter toutes les difficultés dans leur vie. La Bible contient 66 unités, qui ont été divisés en Ancien et Nouveau Testament. 1900 avant JC à 1 Siècle du christianisme, la Bible a été produit par de nombreux auteurs. «Fa tsy avy faminaniana Nisy tamin'ny rehetra sitrapon'ny aloha olona tany;. fa avy Tamin'Andriamanitra pas olona nitenenan'ny Araka nitondran'ny Izay Fanahy Masina azy" (II Petera 1:21)
MALAGASY
Ny fiainantsika zanak'olombelona tokoa dia mandalo ihany izany hoe tsy misy mitoetra mandrakizay eto amin'ity tany ity fa mpivahiny ihany isika no eto. Andriamanatra anefa dia nampanantena antsika fiainana mandrakizay tsy mety levona raha toa ka manao ny sitram-pony isika. Tsotra ny zavatra takin'Andriamanitra amintsika azaka izany dia ny fiombonana aminy. Aona moa ny atao mba ahafahafa miombona aminy. Mila manolon-tena ho azy isika ary vonona ny hanompo Azy mandrakizay ka tsy manana saina na hihevitra ny hisaraka aminy satria raha misaraka aminy isika hoy ny soratra masina dia tsy mahavita na inona na inona. Satria ny asa tsy arahina finona dia zava-poana tokoa. Andriamanitra dia miantso antsika rehetra ary tsy tsahatra ny miantso antsika na dia mpanota be aza za sy ianao dia mbola tiany foana satria izy toko dia tsy avy hiantso ny marina fa ny mpanonta mba hibebaka.
Raha manaiky ny hanao ny sitram-pony isika dia handova ny fiainana mandrakizay. NY manao ny sitram-pony anefa dia tsy vitavita mora fa mila mitolona am-bavaka mafy satria i satana dia mitarika antsika hivily any amin'ny tsy izy foana. Fa andriamanitra kosa dia manome ilay toerana tsara indrindra ho ahy sy ho anao rehefa manao ny sitrm-pony isika. Dia omeny antsika ilay toerana mamy izay antsoina hoe PARADISA.
ALLEMAND
Als Menschen sind wir nur auf dieser Erde als Gäste.Gott hat uns aber ein ewiges Leben versprochen,wenn wir Sein Wille tun würden. Gott verlangt nicht viel von uns, er will nur, dass wir in Ihm verbunden sein werden.
Wie könnten wir eigentlich in Ihm verbunden sein? Wir sollen ihm treu sein , wir sollen tun ,was er uns in seinem Evangelium sagt , wir sollen uns nie von Ihm trennen , nur Gott könnte uns Stärke und Fähigkeit geben, die wir für unseren Alltag brauchen.Ohne Glaube könnte man nichts tun!
Gott ruft jeden, egal,ob du noch ein Sünder bist, Gott will dir genau als Sünder helfen.
Wenn Gottes Wille tut, hofft das ewige Leben mit Ihm. Der Weg zu diesem ewigen Leben ist aber nicht leicht, man muss wirklich beten , weil Satan uns ständig im Wege steht , er führt uns immer zum falschen Weg. Gott gibt uns hingegen eine sichere Stelle, wenn wir Ihm teru bleiben uns Sein Wille tun.Diese beste Stelle nennen wir PARADIES.
FRANCAIS
En tant qu'êtres humains nous ne sommes sur cette terre comme nous, mais Gäste.Gott promis une vie éternelle si nous faisons sa volonté. Dieu ne demande pas beaucoup de nous, il veut juste que nous serons rejoints en Lui.
Comment pourrions-nous être réellement connecté à Lui? Nous devons être fidèles à lui, nous devrions faire ce qu'il nous dit dans son Évangile, nous ne devons jamais être séparée de lui, seul Dieu peut nous donner la force et la capacité que nous avons besoin pour notre foi brauchen.Ohne quotidienne ne pouvait rien faire!
Dieu appelle chacun, si vous êtes toujours un pécheur, Dieu veut aider tout comme pécheurs.
Si Dieu ne sera que les espoirs de la vie éternelle avec Lui. Le chemin vers la vie éternelle n'est pas facile, vous avez vraiment besoin de prier, parce que Satan sont constamment dans la façon dont il nous conduit toujours dans le mauvais sens. Dieu nous donne, toutefois, un endroit sûr si nous continuons à le teru nous Sa volonté tun.Diese meilleur endroit que nous appelons paradis.

www.webbete.it/zicoastChrist
Zico RAJOSIA
(Jeune Chretienne à Madagascar)








